Menu

Anjara LUCAS

En résumé

Anatra!
Nokapohiny aho,tsy nahatsiaro naharary
Nandalasiny aho... fa tsy nahare na inona na inona!
Rahoviana aho no hifoha?... Mbola ilaiko ihany izany!

Ny hanadray rankizy, toy ny tsipak’ombalahy
Ampiekeo famaizana ny fo, tsy hanenina any aoriana!
Mihainoa ka hendre… Fa ny tenim-pahalalana…ilainao ihany izany!

Aza misakaiza,amin' izay mpiboboka divay,
Ny lalanao no zory … Ny tanjonao kendreo! Jereo!
Fa hifaly dia hifaly…Ny tendron-kandrin-drainao…ilaiko indrindra izany!

Dia ny fahendrena sy fananaran’izy ireo,
Ataovy am-po ka hevero…Hampitola gaga indray ny seho!

Ary aza manamavo indray, ny reninao
Ilay gona nifonosana… miteraka ny hendry, tsorakazo nanafay !

Dia hientan-kafaliana,ny fony sy sainy,
Fa ho tafita soa, ilay hany handrandrainy,

Ny tenin-dray sy reny manan-kery hatrany hatrany
N’aiza n’aiza izy ireny,raha mbola tany koa ny tany
Izay mandika izany mamela-pandrika anoloana …Sainonao izany!

JAO Anjara




Mes compétences :
Infographie

Entreprises

  • MEDICO - RM

    2010 - maintenant

Formations

  • ISPM (Institut Superieur Polytechnique De Madagascar) (Antananarivo)

    Antananarivo 2001 - maintenant LICENCE EN MA
Annuaire des membres :